Tsy misy fetra ny fanomezan' Andriamanitra

Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina
Tsy misy fetra ny fanomezan' Andriamanitra
""Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana""
✨ Méditation
Tsy misy fetra ny fanomezan' Andriamanitra, hatramin'ny ankizy sy ny mpanompo izay manaiky an'i Jesoa ho Tompo dia homeny ny Fanahiny ary maminany? Ahoana izany?
Rehefa feno ny Fanahy ny olona iray dia izany no mampiteny azy. Tsy ny mitoriteny eny amin'ny pilipitra ihany no manambara ny tenin' Andriamanitra ny teny rehetra alaoky ny vavantsika dia fanambarana ny fahatsarany. "Rana misy olona miteny, dia aoka izy hiteny toy ny milaza tenin'Andriamanitra..." - 1 Petera 4:11a MG1865
Mombamomba
6 mai 2025
6 vues
1 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor