Kristy fiainantsika

Kristy fiainantsika isan'andro


"Fa Izaho avy mba hananany fiainana sady hananany be dia be"

Jaona 10:10b
Tsy manamarina ny meloka, tsy manameloka ny marina
Thème du mois : Manapaka amin'ny fahefany ny Tompo

Tsy manamarina ny meloka, tsy manameloka ny marina

"... fa mpanompon'Andriamanitra izy, dia mpamaly handatsaka fahatezerana amin'izay manao ratsy"

Mbola manamafy ihany ny Soratra Masina eto fa ny sitrapon' Andriamanitra no tsy maintsy itondrana ny firenena. Midera ny mpanao ny tsara ary manafay ny mpanao ratsy no ataony. Izany ve no zava-misy amin'izao fotoana izao? Mahazo rariny ve izay nandeha araka ny fahamarinana? Misy fanamelohana ny mpangalatra amin'ny fomba mihaja sy mpanao kolikoly ve? "Izay manamarina ny meloka, na izay manameloka ny marina,Dia samy fahavetavetana eo imason'i Jehovah" - Ohabolana 17:15

Vavaka:

Mba hamaly fahatezerana amin'ny mpanao ratsy tokoa anie Ianao, na mpitondra fanjakana izany na vahoaka. Amen

🎧 Henoy : Kristy fiainantsika isan'andro, androany 21 juin 2026

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

21 juin 2026

83 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Mihossiraman

Manapaka amin'ny fahefany ny Tompo

Perikopa FJKM, jona 2026

Tsy manamarina ny meloka, tsy manameloka ny marina
Tsy manamarina ny meloka, tsy manameloka ny marina
Hamaky ny tohiny

Kalandrie