Kristy fiainantsika

Mihainoa mandrakariva ny tari-dalan'ny Fanahy Masina


Mihainoa mandrakariva ny tari-dalan'ny Fanahy Masina
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Mihainoa mandrakariva ny tari-dalan'ny Fanahy Masina

""Ary rehefa noraran'ny Fanahy Masina tsy hitory ny teny tany Asia izy, ..., dia nitady hankany Bitynia izy, fa tsy navelan'ny Fanahin'i Jesosy.""

✨ Méditation

Mihainoa mandrakariva ny tari-dalan'ny Fanahy Masina. "Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah" - Isaia 55:8 MG1865.

Hitory filazantsara anie no atondian'i Paoly tany Asia sy Bytinia e! Angaha ratsy izany no dia noraran'ny Fanahy Masina izy? Misy lalana heverintsika fa tsara sy mety hizorana ary mahazatra aza saingy mihainoa mandrakariva ny tari-dalan'ny Fanahy fa manakana sy mandrara antsika izy indraindray. Manana ny fiheviny sy ny laharam-pahamehany Izy.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

9 mai 2025

2 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro