Kristy fiainantsika

Manome fahasahiana ny Fanahy Masina


Manome fahasahiana ny Fanahy Masina
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Manome fahasahiana ny Fanahy Masina

"Ary ny Midiana rehetra sy ny Amalekita ary ny zanaky ny atsinanana nivory, ... Ary notsindrian'ny Fanahin'i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy..."

Raha tokony ho raikitahotra sy tora-kovitra nohony habetsahan'ny fahavalo sy ny olona ianao dia hanana fahasahiana sy fahavonona hiatrika ady tahaka an'i Gideona raha manaiky tarihin'ny Fanahy Masina.

Tsy niha-nalefaka akory ny Fanahin' Andriamanitra raha nampandresy an'i Gideona Izy dia hampijoro anao koa.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

2 mai 2025

13 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro