Kristy fiainantsika

Manana tolo-tsaina vahaolana manoloana ny toe-javatra samihafa mitranga ny Fanahy Masina

Manana tolo-tsaina vahaolana manoloana ny toe-javatra samihafa mitranga ny Fanahy Masina
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Manana tolo-tsaina vahaolana manoloana ny toe-javatra samihafa mitranga ny Fanahy Masina

""Dia hoy Farao tamin'ny mpanompony: Hahita lehilahy tahaka io, izay manana ny Fanahin'Andriamanitra ao anatiny, va isika?""

✨ Méditation:

Hafa ihany ny olona manana ny Fanahin' Andriamanitra ao anatiny. Misongadina, fantatra ho azy tahaka izay nahitan'i Farao an'i Josefa eto. Afaka nanolotra soso-kevitra sy vaha olana manoloana ny toe-javatra mila hatrehana izy.

Meteza hofenoina ny Fanahy ianao dia afaka hanome fampaherezana sy taridalana ny manodidina anao izay difotry ny fahoriana.

Manana tolo-tsaina vahaolana manoloana ny toe-javatra samihafa mitranga ny Fanahy Masina.

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

8 mai 2025

4 vues

3 min

Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro