Mampiteny anao ny fahatsaran' Andriamanitra ny Fanahy Masina

Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina
Mampiteny anao ny fahatsaran' Andriamanitra ny Fanahy Masina
""Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy""
"Koa ahoana no andrenesantsila ireo miteny amin'ny fitenintsika avy ny lehibe ataon' Andriamanitra?". Fiteny fantatry ny vahiny tonga tao Jerosalema no nivoaka ny vavan'ny Apostoly. Ianao koa, tsy aleo ny fahatsaran' Andriamanitra no alaoky ny vavanao?
"Araka ny haben'ny ao am-po no itenenan'ny vava", rehefa feno Fanahy Masina ianao dia ho gaga ny manodidina anao ka hiteny hoe "ahoana no andrenesanay miteny toy izany?"
Mombamomba
5 mai 2025
4 vues
1 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor