Kristy fiainantsika

Inona no mibaiko anao, ny fijerin'ny mason'ny nofonao sa ny fijerin'ny masom-panahinao?

Inona no mibaiko anao, ny fijerin'ny mason'ny nofonao sa ny fijerin'ny masom-panahinao?
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Inona no mibaiko anao, ny fijerin'ny mason'ny nofonao sa ny fijerin'ny masom-panahinao?

""... dia voatsindrin'ny Fanahin'i Jehovah teo amin'ny fiangonana ka nanao hoe: ... Aza matahotra na mivadi-po ny amin'ireo olona betsaka ireo, fa tsy anareo ny ady, fa an'Andriamanitra"."

✨ Méditation

Inona no mibaiko anao, ny fijerin'ny mason'ny nofonao sa ny fijerin'ny masom-panahinao?

Raha matanjaka ny finoanao dia ny fanatrehan' Andriamanitra no zava-dehibe aminao ary mampahery anao fa raha jamba ny masom-panahinao dia ny olana betsaka, ny fahakelezanao sy ny tsy fahampiana no mivandravandra dia matahotra ianao.

Angataho ny fampahiratan'ny Fanahin' Andriamanitra anao dia ho fantatrao fa Izy tokoa no miady ho anao.

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

10 mai 2025

5 vues

3 min

Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro