Andinin-tSoratra Masina mifandray amin'ny fandaharana anio: (Tsindrio fotsiny eo amin'ireo andinin-tsoratra masina voatanisa eo ambany ireo dia hisokatra ho azy ny mini-Lecteur)
Salamo.139.1-4
Salamo.139.23-24
1 Jaona.4.18
Avelao ny fitiavako hirotsaka hatrany amin'ny faritra miafina indrindra ao aminao. Aza arindrindra tsy hidirako ny ampahany tsirairay amin'ny tenanao ...
Audio mifamotoana-28-jolay, Voix off : RANDRIANIAINA Fanasina Frederic