Kristy fiainantsika

Lisitry ny sokajy


Hikaroha lahatsoratra araka ny lohahevitra tianao hotratrarina amin'ny alalan'ireo sokajy misy eto amintsika.

Gazety boky, solika Fitaiza, nososaran'i pr RANDRIAMALALA Emmanuel. Natao hampiorenam-pinoana. Azo jifaina eny amin'ny fivarotam-boky mahazatra anao

Hijerena ny antsipiriany
Zana-sokajy

Gazety Solika fitaiza, mivoaka isam-bolana (alohan'ny alahady fandraisana). Mizara aminao ny drafitra fanomanana toriteny manaraka ny perikopa FJKM

Zana-sokajy

Drafitra fanomanana toriteny perikopa FJKM 2023

2022 - Drafitra fanomanana toriteny perikopa FJKM

Gazety solika fitaiza, mitrandraka loha-hevitra iray voafaritra tsara. Ohatra: - Momba ny fanambadiana - Fitaizana tanora - Vavaka - Famadihana - sns

Zana-sokajy

Gazety natokana ho an'ny vehivavy ao an-tokatrano Mety ihany koa nefa ho an'ny vehivavy vao mikasa hanorina toka-trano

Famadihana, fomba malagasy. Ahoana hoy ny Soratra Masina?

Gazety Solika Fitaiza momba ny vavaka

Ny 'Indro tonga ny mazava' dia fandaharana nalefa tamin'ny ojam-peo fa indro avadika ho azo vakiana sy henoina eto amin'ny internet. Manana endrika Fanontaniana sy valiny ary faranana ami'ny vavaka

Toriteny nataon'i pr RANDRIAMALALA Emmanuel, nalaina tamo amin'ny vondrona fiaraha-mivavaka "Mifampahery ao amin'ny Tompo"

Tatitra sy fanehoana ireo asa Tafika Masina nataon'i pr RANDRIAMALALA Emmanuel any amin'ireo faritra lavitra sy saro-dalana.

Hafa, isan-karazany

Fotoam-bavaka feno na toriteny nalefa tamin'ny ojampeo RVM (Radio Vaovao Mahasoa), niarahana tamin'ny pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady. Ny fandaharana dia "Fanompoam-pivavahana ho an' Andriamanitra", isaky ny Sabotsy maraina amin'ny dimy latsaka fahefany (04h45), ary ny Alahady amin'ny folo ora maraina (10h00)

Zana-sokajy

Radio Vaovao Mahasoa 106.8 MHz